Entry | 1 valopy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona [1.1] |
Explanations in English |
4 an envelope [1.7] |
Explanations in French |
5 enveloppe [1.8, 1.13] |
Examples |
6 valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany. [2.472] |
Anagrams | 7 pilavo, pivola, valopy |
Updated on 2020/07/31 |