Entry | 1 vangaratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (dihy) tsiroaroa no miaraka, aroso indray mandeha ny tongotra iray, dia ahemotra, ary avy eo: maka iny fihetsika iny koa ny tongotra faharoa... ka tahaka izany hatrany: mandroso foana, manaraka boribory eo an-kianja anivon' ny olona vory. [Bezanozano]
[2.245#90] |
Examples |
4 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245] |
Anagrams | 5 vangaratra, varatranga |
Updated on 2020/07/31 |