Entry | vanja | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka. [1.1] | ||
Explanations in English | Gunpowder [1.7] | ||
Explanations in French | Poudre à fusil ou à canon [1.8] | ||
Examples | Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
[2.48] | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word vanja | ||
Updated on 2023/08/11 |