|
|
|
|

Entry1  vaomiera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka
Explanations in French  4  [1.13] commission
Examples  5  vaomieran'ny Toekarena [2.606#61]
6  Ny vaomieram-pirenena no manendry ny filohany [4.27#2006/08/25]
7  Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny [1.320]
Morphology 
8  Simple :
Other spellings  9  voamiera
Synonyms  10  komisiona

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21