|
|
|
|

Entry (1/2)1  varavarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily)
4  [1.13] rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana
Explanations in English  5  [1.7] a door or window opening
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] porte
7  [1.8] fenêtre
Examples  8  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
9  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
10  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Vocabulary  11  Economy: buildings, public works
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  46  Proverbs containing the word varavarana
Article  47  Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)48  varavarana
Part of speech  49  noun
Explanations in Malagasy  50  [1.1] [Betsimisaraka] Anaran-kazandrano
Examples  51  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
52  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
53  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Vocabulary  54  Zoology: fishes
Morphology 
55  Simple :
56  Prefixed :

Updated on 2025/01/05