Entry | 1 variaminanana |
Root | 2 vary, amy, anana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo |
Anagrams | 5 variaminanana, vary amin' anana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |