|
|
|
|

Entry1  varinesy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy
4  [1.13] karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray
Explanations in French  5  [1.3] vernis
6  [1.13] vernis, émail
Examples  7  Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. [2.332#]
8  Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. [1.437#]
Compound words 

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21