Entry (1/2) | 1 varivary |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) |
Explanations in French |
4 [1.3] rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word varivary |
Entry (2/2) | 6 varivary |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe 9 [1.13] tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra |
Explanations in French |
10 [1.3] lattes transversales des toits 11 [1.13] latte |
Derivatives |
|
Anagrams | 15 raviravy, varivari, varivary, viravira |
Updated on 2020/07/31 |