|
|
|
|

Entry (1/2)1  vavony
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1]
Vocabulary  4  Biology
Compound words 
Proverbs  7  Proverbs containing the word vavony

Entry (2/2)8  vavony
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [Tankarana] [1.196]
Vocabulary  11  Botany
Scientific name 

Anagrams  13  novavi, vavony

Updated on 2020/07/31