|
|
|
|

Entry1  vavorona
Root  2  vava, orona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ireo lavak' orona roa hita amin' ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika, saka sns..., mba hidiran' ny rivotra iainana ary koa hivoahan' ny rivotra izay vao avy niainana [1.1]
Explanations in English  5  the nostrils [1.7]
Explanations in French  6  les narines [1.8]
Vocabulary  7  Biology
Proverbs  8  Proverbs containing the word vavorona

Updated on 2020/07/31