Entry (1/3) | 1 vazimba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fasana efa ela tsy fanta-tompo [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (2/3) | 4 vazimba |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 11 Vazimba |
Part of speech | 12 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
13 Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1] |
Vocabulary |
14 History: clans, tribes |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles | 17 Tantaran' ny Vazimba mainty : Ny Mpanjakan'ny Vazimba tao Isoro (Rainianjanoro) |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word Vazimba |
Quotes | 19 Texts mentioning Vazimba |
Anagrams | 20 Vazimba, vazimba |
Updated on 2020/07/31 |