Entry | 1 vazina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka 4 Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto 5 Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1] |
Explanations in French |
6 Poudreux, boueux, sale 7 Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3] |
Derivatives |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word vazina |
Anagrams | 13 vazina, vizana, zavany |
Updated on 2020/07/31 |