Entry (1/2) | 1 velarana |
Root | 2 velatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny |
Explanations in English |
5 [1.7] to have something spread or unrolled on it |
Explanations in French |
6 [1.3] pour qui on déploie, là où l'on étend 7 [1.8] sur quoi on déplie ou déroule quelque chose |
Examples |
8 Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany. [2.470] 9 Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 velarana |
Root | 15 velatra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 [1.13] aire, surface, superficie |
Vocabulary |
18 Mathematics: geometry |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |