|
|
|
|

Entry1  velarina
Root  2  velatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona
5  Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo
6  Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra
7  Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy
8  Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala [1.1]
Explanations in English  9  to be spread out, to be unrolled [1.7]
Explanations in French  10  qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) [1.3]
11  qu'on déplie, déroule, étend [1.8]
Examples  12  Dia novelariny ny tsihy, dia hoy Rangahy: [2.293]
13  velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Synonyms  18  avelatra
Compound words 

Anagrams  20  ivelaran, lavareny, nivelara, vary lena, velarany, velarina

Updated on 2023/01/20