|
|
|
|

Entry1  velively
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany
Explanations in French  4  [1.3#824] point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin)
Examples  5  Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]
6  Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470]
Compound words 

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21