Entry (1/2) | 1 vetivety |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [1.1] |
Explanations in English |
4 in an instant, in a little while [1.7] |
Explanations in French |
5 dans un instant, tout de suite; bientôt [1.8] |
Examples |
6 vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [2.324] 7 Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [2.470] |
Synonyms | 8 vetivetika |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word vetivety |
Entry (2/2) | 10 vetivety |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 fieritreretana [Tambahoaka]
[1.78] |
Updated on 2020/07/31 |