|
|
|
|

Entry1  viave
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady) [Tanala] [1.78]
Synonyms  4  viavy

Updated on 2020/07/31