Entry (1/3) | 1 vihy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology |
Explanations in Malagasy |
4 bonga eo amin'ny taovam-pananahan'ny lahy [1.13] |
Explanations in French |
5 testicule [1.13] |
Synonyms | 6 atodinakanga |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 8 vihy |
Part of speech | 9 noun |
Vocabulary |
10 Botany: fruit |
Explanations in Malagasy |
11 voa [Bara]
[1.78] 12 voan-javamaniry 13 voa madinika [Taisaka] [1.78] 14 voa madinika [Sihanaka] [1.78] 15 voa [Tanosy] [1.78] |
Explanations in French |
16 Fruit ou graine, d'après H.Perrier ; Leandri et Faublée (équivalent de voa (1) (Merina)). Dans certains villages, c'est aussi le nom donné aux tubercules multipliés par l'homme (boutures). [Sakalava]
[1.196] |
Examples |
17 Izay manome voa na vihy toy ilay nafafy ihany no tena masomboly. [2.117] |
Synonyms | 18 vihiny |
Entry (3/3) | 19 vihy |
Part of speech | 20 noun |
Vocabulary |
21 Biology |
Explanations in Malagasy |
22 voa ao anatin'ny sela [1.13] |
Explanations in French |
23 noyau [1.13] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/25 |