Entry | 1 vikavika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina 4 [1.13] zaitra mahalana alohan'ny tena izy |
Explanations in English |
5 [1.7] large stitches, tacking or basting stitches |
Explanations in French |
6 [1.8] action de faufiler; gros points de couture 7 [1.13] faufil, point de bâti |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Derivatives |
|
Analogs | 14 tsetsekydify |
Anagrams | 15 avikavik, vakivaky, vikavika |
Updated on 2020/07/31 |