Entry (1/2) | 1 vilavila |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olikolika; tsipika melomeloka, miolikolika; fiolanana; famozafozana zavatra eo am-pandraisana azy [1.1] |
Explanations in French |
4 zigzag, plis, replis, sinuosités, contours, froissement [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 vilavila |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 simba, tsy misy asany intsony [Tanala]
[1.78] |
Anagrams | 13 valivaly, vilavila |
Updated on 2020/07/31 |