|
|
|
|

Entry1  vilia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo
Explanations in English  4  [1.7] a plate, a dish; cf. lovia
Explanations in French  5  [1.8] plat, assiette
Examples  6  Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Vocabulary  7  Economy: household items
Other spellings  8  lovia
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word vilia

Anagrams  14  avili, avily, vilia

Updated on 2020/07/31