|
|
|
|

Entry (1/2)1  vilina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? [1.1]
Explanations in French  4  ourlet [1.3]
5  point de rabattement [1.13]
6  ourlé, qui ne s'effiloche pas [Merina] [1.196]
Vocabulary  7  Economy: clothing
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)14  vilina
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  Ce serait le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [Merina] [1.196]
Vocabulary  17  Botany

Anagrams  18  avilin, laviny, navili, navily, nivaly, valiny, vilain, vilany, vilina, vinaly, viñaly, vinila

Updated on 2023/10/24