Entry | 1 vimbinina |
Root | 2 vimbina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina amin' ny tanana: Vimbino kely, anaka, ity harona ity 5 Arovana, tahina: Novimbinin' Andriamanitra izy ka tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana indray [1.1] |
Explanations in English |
6 to be carried in the hand; to be protected [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on porte à la main, qu'on protège, dont on a soin [1.3] 8 qu'on porte à la main; qu'on protège [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word vimbinina |
Anagrams | 14 ivimbinan, navimbiny, nivimbina, vimbinina, vinimbina |
Updated on 2023/01/20 |