Entry | 1 vingavingaina |
Root | 2 vingavinga |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ivaivaina, ambanina, zimbaina, hamavoina, tsy asiana hasina, tsy hajaina: Novingavingainy teo imason' olona maro be teo aho ka tsy manaiky [1.1] |
Explanations in English |
5 to be abused, to be disdained [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on méprise, à qui on adresse des paroles dédaigneuses [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |