Entry | 1 vinimbina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa |
Root | 4 vimbina |
Morphology |
|
Anagrams | 8 ivimbinan, navimbiny, nivimbina, vimbinina, vinimbina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |