Entry | 1 viraviraina |
Root | 2 viravira |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako! Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona? Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano |
Explanations in English |
5 [1.7] to be rent, to be torn asunder |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on déchire, qu'on tiraille |
Morphology |
|
Anagrams | 11 araviraviny, aviravirany, iraviravian, niraviravia, varivarinay, viraviraina |
Updated on 2023/01/20 |