|
|
|
|

Entry1  visavisaina
Root  2  visavisa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony
Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra
Explanations in English  5  [1.7] to be described minutely, to be enumerated
Explanations in French  6  [1.8] qu'on décrit ou énumère minutieusement
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2024/12/11