Entry | 1 vivitina |
Root | 2 vivitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |