|
|
|
|

Entry1  voafandraka
Root  2  fandraka
Part of speech  3  past participle
Explanations in English  4  cut by a chisel, morticed [1.2]
Explanations in French  5  Où l'on a fait des mortaises, entaillé, taillé, ciselé
6  réduit au silence: Voafandraka ilay nanohitra azy (Celui qui le contredisait a été réduit au silence)
7  mené à bonne fin: Voafandraka ny raharahako (Mon affaire a été menée à bonne fin) [1.3#145]
Examples  8  ary rehefa voafandraka nasian-tsary ny vato fisaka, dia nataony teo amin' ny rindrin-trano ambany [1.38]
9  Efa nahazo fandraka tamin' ny mpivarotra izy, ka nahavita trano voafandraka an-taolan-kazo sy ana-pify voalohany. [1.436#]
Synonyms  10  finandraka

Updated on 2023/01/20