Entry | 1 voafaoka |
Root | 2 faoka |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in English |
4 wiped. [1.2] |
Explanations in French |
5 essuyé, nettoyé, raflé [1.3#151] |
Examples |
6 voafaoka ao ny razana efa lasa, ny mpiara-belona ankehitriny, ny vao ho teraka mbola ho avy; [2.285#] 7 diniho fa zavatra maro loha no voafaoka amin' ny tenin-dRajaoarimbola, ary asehoy ny hamaivan-danjan' ny valy omen-dRanivosoa. [2.314#] |
Synonyms | 8 finaoka |
Anagrams | 9 voafaoka, voafoaka |
Updated on 2023/01/20 |