Entry | 1 voafarana |
Root | 2 farana |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in English |
4 made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end. [1.2] |
Explanations in French |
5 terminé, conclu, limité, rogné, limé [1.3#153] |
Examples |
6 Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [2.472#] |
Synonyms | 7 finarana |
Updated on 2023/01/20 |