|
|
|
|

Entry1  voafora
Root  2  fora
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1] nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely
Explanations in English  5  [1.2] circumcised
Explanations in French  6  [1.3#186] circoncis
Examples  7  Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo. [1.353]
Vocabulary  8  Health
Derivatives 
9  Adjectives :
Synonyms  10  finora
Analogs  11  voadidy foitra, nodidiam-poitra, voasikina, nosikinana, voatsongo, notsongoina, voalehilahy, afa-trosa, vita hasoavana

Updated on 2025/01/21