Entry | 1 voakaly |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in English |
3 [1.7] very well done, done with care and skill |
Explanations in French |
4 [1.3#305] bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée) 5 [1.8] fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné |
Examples |
6 [2.472#219] Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa. 7 [2.606#17] Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. |
Root | 8 kaly |
Synonyms | 9 kinaly |
Compound words |
|
Anagrams | 11 avaliko, avilako, ivalako, koviala, valiako, voakaly, voakila |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |