Entry | 1 voaloaka |
Root | 2 loaka |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Examples |
5 Ary dia nizaha ny tafondro efa voarendrika indray izahay, ny tsy mbola voaloaka. [2.366#] 6 Nony voaloaka ny rindrina, dia lasa izy namono vantotr' akoho sy nahandro vary kely. [2.69#] |
Anagrams | 7 voalaoka, voaloaka, voaolaka |
Updated on 2023/06/03 |