Entry | 1 voalohandohany |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Examples |
3 Nahavelona fanantenana marina, tamin' ny voalohandohany, Radama. [2.270#] 4 Sosoa be rano ny sakafo omena ny mpifana amin’ ny andro voalohandohany [2.436#11] 5 Tamin' izany no nidiranay voalohandohany tamin' ireny trano fisakafoana ireny. [2.356#] 6 Ary tamin' ny Andriana voalohandohany no nisy nampirafy andriambavy sy tamin' ny vahoaka ka nony niteraka dia natao hoe Hova (efa niova) ny zanany fa tsy andriana intsony. [1.436#33] |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |