Entry (1/2) | 1 voamaso |
Elementary words | 2 voa, maso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso [1.1] |
Explanations in English |
5 the eyeball [1.7] |
Explanations in French |
6 l'oeil même [1.8] |
Examples |
7 Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. [2.470] |
Vocabulary |
8 Biology |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word voamaso |
Entry (2/2) | 11 voamaso |
Elementary words | 12 voa, maso |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
15 Botany |
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Updated on 2023/10/01 |