|
|
|
|

Entry1  voangona
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1#83]
Explanations in English  4  [1.2#49] collected (by some one), assembled, congregated.
Explanations in French  5  [1.3#47] qu'on a assemblé
Examples  6  [2.508] Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano.
7  [2.59] Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy.
8  [2.643] Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy.
9  [2.996] Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany;
10  [2.445] Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao.
11  [2.944] Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona.
Root  12  angona
Morphology 
13  Past :
Other spellings  14  voaangona

Anagrams  15  avongano, novangoa, voangona

Updated on 2025/01/21