Entry | 1 voasaratsaraka |
Root | 2 saratsaraka |
Part of speech | 3 past participle |
Examples |
4 Mazava ny fanonony ny teny, voasaratsaraka ny sylaba ary maha-te-hihaino ny feony [2.356#51] 5 Ny nantenainy tamin' izany, dia ny hahazo antsika voasaratsaraka mba hanolorany ny fanjakan' ny Persa ho an' ny Masedoniana [2.996#19.16.14] |
Updated on 2023/01/20 |