|
|
|
|

Entry1  voasarika
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3#582] tiré, dégainé, (forces) que la maladie a diminuées
Examples  5  [2.357#53] sendra voasarika tamin' ny fahatairana, dia iny no nasampy tao an-damosina.
6  [2.298#131] voasarika ny fanahin'ny mpihaino, satria hendratr'izay tapany azony ka terem-panahy hieritreritra sy haminany.
Root  7  sarika
Synonyms  8  sinarika

Anagrams  9  karavasio, voasarika

Updated on 2025/01/21