Entry | 1 voatana |
Root | 2 tana |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#917] |
Explanations in English |
5 held, grasped, grappled [1.2#613] |
Explanations in French |
6 retenu, saisi, gardé, arrêté [1.3#664] |
Examples |
7 Am-pihin-drafy : toy ny voatanan' ny rafy, izany hoe voageja mafy [2.285#59] 8 Indrindra koa, fa olona avy any Ambositra isika, ary avy any Ambositra daholo no ankabeazan' ny voatana. [2.324] 9 Tsy misy hevitra mazava momba izany, hevitr' olona voatanako izany; mainka moa fa izany hoe hevitro izany. [2.4] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word voatana |
Anagrams | 12 atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana |
Updated on 2022/04/14 |