|
|
|
|

Entry1  voatiry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy entana [1.1]
Examples  4  Asainy haroso amin' izay ny voatiry tarihin-tsoavaly efa vonona. [2.470]
Vocabulary  5  Transportation

Anagrams  6  iravito, ivaroty, voatiry

Updated on 2020/07/31