|
|
|
|

Entry (1/3)1  vodivona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] voditanety
4  [1.1] Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano
Explanations in English  5  [1.7] the shoulders of a mountain
Explanations in French  6  [1.8] contrefort d'une montagne
Examples  7  Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy. [2.346]
Proverbs  8  Proverbs containing the word vodivona

Entry (2/3)9  vodivona
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] (taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely"
Explanations in French  12  [1.431#14] fief seigneurial
13  [1.3#846] fief, domaine des seigneurs
14  [1.8] domaine d'un seigneur
Examples  15  Nomen'Andriambelomasina vodivona izy [2.508#371]
Synonyms  16  menakely
Analogs  17  menabe
Compound words 

Entry (3/3)19  vodivona
Part of speech  20  adjective
Explanations in French  21  [1.3#846] grand, vaste

Updated on 2024/12/12