Entry | 1 voin-kava-mahatratra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo ny tena koa 4 [2.653] |
Explanations in English |
5 [1.7] concern for others' afflictions |
Explanations in French |
6 [1.8] on ressent les souffrances des autres 7 [1.5] malheur d'un parent peut vous atteindre aussi: il faut ĂȘtre solidaire 8 [2.165] Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi. |
Examples |
9 [5.mg.http://tiatanindrazana.com/actualites/voin-kava-mahatratra-nanolotra-585.964.840-ariary-ny-indiana-2015-04-15-17412.php] Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana 10 [5.mg.https://mg.globalvoices.org/2013/02/28/46289/] Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna 11 [5.mg.http://www.eventsmada.com/122-voin-kava-mahatratra-namaly-ny-antso-ny-malagasy] Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. |
Elementary words | 12 voina, havana, mahatratra |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word voin-kava-mahatratra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |