|
|
|
|

Entry1  vokim-pelaka
Root  2  voky, pelaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [Betsimisaraka] Fombam-bolom-behivavy betsimisaraka taloha: avonkina ny volo apetaka eo ambony sofina havia sy havanana
Vocabulary  5  Hairstyles
Proverbs  6  Proverbs containing the word vokim-pelaka

Updated on 2024/12/07