Entry | 1 volatsivaky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [2.436#59] vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy |
Examples |
4 Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra [2.59#252] 5 Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528#154] |
Anagrams | 6 volatsivaky, vola tsy vaky |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |