Entry | vole | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Volena [1.78] | |
Entry | vole | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. volley] Lalao fanatanjahan-tenamisy mpilalao enina an-daniny sy ankilany, ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia ny fanipazana baolina tsy mitehi-tany eo ambonin' ny tady iray mivelatra [1.1] | |
Vocabulary | Game | |
Origin | French: volley. | |
Entry | vole | |
Part of speech | morphological form of voler | |
Anagrams | levo, velo, vole |
Updated on 2020/11/25 |