Entry | 1 vongana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena |
Explanations in English |
4 [1.7] a lump |
Explanations in French |
5 [1.3#854] un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon 6 [1.8] masse, bloc 7 [1.13] bloc, concrétion |
Examples |
8 ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#] 9 Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 22 avangon, avongan, navango, navonga, vangoan, vongana |
Updated on 2023/10/26 |