Entry | 1 vonjivonjena |
Root | 2 vonjivonjy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in English |
4 to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry [1.7] |
Explanations in French |
5 qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence [1.8] |
Examples |
6 vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina [2.472#] 7 Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/04/05 |