|
|
|
|

Entry1  voro-damba
Elementary words  2  vorotra, lamba
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina [1.1]
Explanations in English  5  rags [1.7]
Explanations in French  6  haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits
7  figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes [1.3]
8  chiffons [1.8]
Examples  9  voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso; [2.587#]
10  nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba; [2.285#]
11  Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#]
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word voro-damba

Updated on 2023/06/12