|
|
|
|

Entry1  voro-kitsay
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tapa-damba tonta sady maloto no rovitra
Explanations in English  4  [1.7] tattered clothing
Explanations in French  5  [1.8] haillons
Examples  6  [1.369#] Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra?
Elementary words  7  vorotra, kitsay

Updated on 2024/12/07